Teny iditra | 1 vakio |
Fototeny | 2 vaky |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vakina [Fitanisana] |
Ohatra |
4 vakio io kitay hazo io (Fendez ce bois de chauffage) [1.3] 5 vakio tsara io hazo fisaka io (Fendez bien cette planche) [1.3] 6 diniho sy vakio matetika hiany ny tantara sy ny fomba nentin-drazana [2.48] 7 vakio ny anaran'ny tsy nandoa hiheveran'ny maro, koa rehefa tsy mety handoa izy, ka havela tsy ho vita va ny trano? [2.59] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny vakio io |
Fivaditsoratra | 9 aviko, aviok, avoky, ivako, kavio, vakio, vaoky, vioka, voaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |