Teny iditra | 1 vakisova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") |
Tovy hevitra | 4 vakisaova |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |