Teny iditra vaky barara (vaky, barara)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
¶ Jereo bantsilana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy confounded by the evidence [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay mis à découvert [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31