Teny iditra | 1 vaky barara |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 vaky, barara |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga Jereo bantsilana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] confounded by the evidence |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mis à découvert |
Ohatra |
7 [2.587] vaky barara ny laingany!
8 [2.470] Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. |
Fivaditsoratra | 9 vakibarara, vaky barara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |