Teny iditra vaky lainga
Singan-teny vaky ; lainga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Potsitra ny lainga natao
Vaky barara, vaky betroka, vaky tamberona, vaky am-batolampy, vaky bantsilana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Convaincu de mensonge [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01