|
|
|
|

Teny iditra1  vaky sarona
Singan-teny  2 vaky, 3 sarona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny hoditra manarona ny loha bibikelin-jaza izay efa mety hivotsotra tsara ka mora hotsongoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 commencé, préparé, disposé pour être circoncis [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12