Teny iditra (1/2) | 1 valabe |
Fototeny | 2 vala, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] grand champ, grande rizière 5 [1.13] terroir villageois |
Ohatra |
6 valabe tsy maniry vary avaratr' i Namehana [2.857#] 7 raha tiana ny vary, ny valabe no asian-jezika [2.587#] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny valabe io |
Teny iditra (2/2) | 9 vala be |
Singan-teny | 10 vala, be |
Sokajin-teny | 11 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] (taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin' olona foko inona na amin' olona foko inona |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] liberté d'avoir des relations coupables dans toutes les castes |
Fivaditsoratra | 14 valabe, vala be |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |