| Teny iditra | 1 valaketraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy
4 rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 valahetraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|