Teny iditra valavala
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy
Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [1.1]
Ohatra Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [2.996]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31