|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  valisoa
Fototeny  2  valy, soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] récompense
Ohatra  6  Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
7  Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
8  Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Teny iditra (2/3)9  valisoa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14  Valisoa
Fototeny  15  valy, soa
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] On donne ce nom à des jeunes filles

Fivaditsoratra  18  asa voly, soavali, soavaly, Valisoa, valisoa, voasaly, voasila

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08