|
|
|
|

Teny iditra1  valoambinifolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [0] jereo valoambinnyfolo
Ohatra  4  [2.366#] valoambinifolo no tontalinay teo.
5  [2.508#] Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery.
Voambolana  6  Matematika: rafitrisa
Singan-teny  7  valo, ambinifolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02