|
|
|
|

Teny iditra1  valoambinifolo
Singan-teny  2  valo, ambinifolo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [0] jereo valoambinnyfolo
Ohatra  5  valoambinifolo no tontalinay teo. [2.366#]
6  Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508#]
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02