Teny iditra valopolo (valo, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy Eighty [3.1]
Famaritana frantsay Quatre-vingt [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena 80 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Nisy valopolo ihany ny vola tany amin' I Dada. [Andraina: Mitaraina, takila 101]
Lahatsoratra 

2015/01/20