|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vanavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misokatra be (enti-milaza indrindra vava lavaka, hady, tevana): Tevana mivanavana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  vañavaña
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] miraikiraiky
12  [1.78] [Tanala] tavozavoza, raikiraiky

Fivaditsoratra  13  avanavan, navanava, vañavaña, vanavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08