|
|
|
|

Teny iditra1  vanditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian' ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana)
Ny tady voarandrana natao haingon' akanjo
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  avanditr, vanditra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31