|
|
|
|

Teny iditra1  vandrinina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  vandrina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  [2.5] Fa ny bera koa nampiseho ny haranitry ny nifiny, ary izay rehetra novandrininy ka lehibe noho izy sy nahery tahaka azy, dia nanao toy izany, ka nihemotra izy.
Tsipelina hafa  8  bandrinina

Fivaditsoratra  9  navandriny, nivandiran, nivandrian, vandrinina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29