Teny iditra | 1 vangavanga |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny |
Ohatra |
4 [2.245#] olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony |
Fototeny | 5 vanga |
Tovy hevitra | 6 vanga |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny vangavanga io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |