Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : vangavanga
|
|
|
Ohabolana 1 | Vangavanga manana endrika, sadasada manantsoratra. [2.165 #1303, 2.653 #3605, 1.1]
Vangavanga manana endrika, sadasada manan-tsoratra, ka mahasadaika. [2.558 #4849]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tsy dia marin-toetra loatra (lazaina hoe sada roa volo, nefa manan-tsoratra betsaka lavitra). [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Être beau et pourtant tacheté, avoir une couleur et être pourtant marqueté. [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Au figuré ce proverbe s' emploie en parlant de quelque chose qui n' est pas parfait, ou de quelqu' un à qui il manque quelque chose. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|