|
|
|
|

Teny iditra1  vangavanga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  vanga
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny
Ohatra  5  [2.245#] olona roa toy ny sahy manakiana ny tanora ankehitriny amin' irony fiteny vangavanga mifangaroaro irony
Tovy hevitra  6  vanga
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny vangavanga io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11