|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] vely, famelezana
4  [1.78] [Taisaka] dona, vely
5  [1.78] [Tanala] famelezana, fikapohana
6  [1.1] Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  vango
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa)
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.13] variété de poisson de mer
Voambolana  16  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  17  vango, vonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21