|
|
|
|

Teny iditra1  vangongoana
Fototeny  2  vangongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina milaza ny zavatra itangoronana: Novangongoan' ny vitsika ilay sombimofo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  vangongoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20