|
|
|
|

Teny iditra1  vanin-taona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  Vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  Saison [1.13]
Tovy hevitra  7  tonontaona
Singan-teny  8  vany, taona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny vanin-taona io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01