|
|
|
|

Teny iditra1  vaninandro
Singan-teny  2  vany, andro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#810] temps fixe, jour fixé
Voambolana  6  Fotoana

Fivaditsoratra  7  nandrovany, novandrian, vaninandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21