Teny iditra vantany vao (vantana, vao)
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [Abinal 1888]
Ohatra Vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 33]

2013/09/10