|
|
|
|

Teny iditra1  vantany vao
Singan-teny  2  vantany, vao
Sokajin-teny  3  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé)
Ohatra  6  vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24