Teny iditra vantotrakoho
Singan-teny vantotra ; akoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A large chicken [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ vantrotr' akoho ] Poulet [1.3]
Ohatra 
1Hoy ny vantotr' akoho: Kely sisa tsy voafaokany izahay [2.69]
2Tsy tapaka ny mandefa atody sy vantotrakoho ary vorona hamidy izy, isan-tsena. [2.332]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01