Teny iditra | 1 vaozina |
Fototeny | 2 vao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 havaozina |
Fivaditsoratra | 10 ivazoan, nivazoa, vaozina, vazoina, zavonay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |