Teny iditra | 1 variana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory |
Ohatra |
4 variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [2.324] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny variana io |
Fivaditsoratra | 10 anariva, aravany, avarina, iravana, ravanay, variana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |