Teny iditra varo-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe varotra
Ohatra 
1Varo-draikitra ny antsika. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Hay ianareo manao varo-maizina! [Andraina: Mitaraina]
3Varo-mandeha no antom-pivelomany. [FOFAFIPE: Rosovola]

Teny iditra varo (vatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao varina [fitanisana]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra varo
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsimisaraka] nom d'une espèce d'arbre, ? Hibiscus liliaceas [David 1952 (takila V)]
Voambolana 
Anarana siantifika Hibiscus liliaceas

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23