Teny iditra (1/2) | 1 varo-bazaha |
Singan-teny | 2 varotra, vazaha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] varotra tsy misy ady varotra fa efa raikitra hatrany tsy azo ovana ny vidin' entana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] vente à prix fixe |
Teny iditra (2/2) | 6 varobazaha |
Singan-teny | 7 varotra, vazaha |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] (de varona et vazaha : étranger, introduit). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre introduit pour ses fruits comestibles, parfumés. Voir aussi jamborizano. C'est le « Jam-rosa » des créoles, parce qu'il rappelle l'odeur du Géranium rosat. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 varo-bazaha, varobazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |