Teny iditra | 1 varotry ny mananotena |
Singan-teny | 2 varotra, mananotena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] varotry ny mpivarotra misalasala noho izy sady ta hahazo vola no toa tsy mahafoy entana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] litéralement: commerce des veuves; figuré: vente faite avec hésitation, dans la crainte de se tromper |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |