Teny iditra vary amin-dronono tondrahan-tantely
Singan-teny vary amin-dronono ; tondrahana ; tantely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tonga lafatra ihaonan' ny soa sy ny tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20