Teny iditra vary misy ro ka haronina (vary, isy, ro, harona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31