|
|
|
|

Teny iditra1  vatasarihana
Singan-teny  2  vata, sarihana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy
Tsipelina hafa  5  vatasarihana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16