Teny iditra | vata | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vota ny lamba madio ¶ Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | a box; a trunk or suitcase; a rice-measure [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | caisse; malle, mallette; mesure de capacité [Hallanger 1974] | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vata io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |