|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vato mitsangana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1]
Tovy hevitra  4  vatolahy
Singan-teny  5  vato, mitsangana

Teny iditra (2/2)6  Vatomitsangana (vato)
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  9  vato, tsangana
Tsanganana sy sary iray takila  10  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01