Teny iditra | 1 vato tsipazana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1] |
Tovy hevitra | 4 vato filokana, vato torahana |
Singan-teny | 5 vato, tsipazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |