Teny iditra vato torahana (vato, toraka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra vato filokana ~ vato tsipazana

2012/04/22