Teny iditra | 1 vatoafo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.13] silex 5 [1.3] pierre à feu |
Ohatra |
6 [2.508#] Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka. |
Voambolana |
7 Haibolantany |
Singan-teny | 8 vato, afo |
Tovy hevitra | 9 vatofalia |
Fivaditsoratra | 10 afovato, vatoafo, voatafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |