|
|
|
|

Teny iditra1  vatoafo
Singan-teny  2  vato, afo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.13] silex
6  [1.3] pierre à feu
Ohatra  7  Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka. [2.508#]
Voambolana  8  Haibolantany
Tovy hevitra  9  vatofalia

Fivaditsoratra  10  afovato, vatoafo, voatafo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20