Teny iditra vatodidy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato menamena madini-bolo sady malemilemy no tsy dia malama, ka atao fandranitana antsy tsara na fiasana (rehefa voavoatra toy izany ny vatodidy dia atao hoe vatoasana) mora pehina koa ny vatodidy ka ampiasaina hanaovana sary na haingontrano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a soft kind of stone, used in ornamental stonework, and making lamp-stands and hearths. It is probably a kind of actinolite schist. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay grès [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vatovary

2012/04/03