Teny iditra vatovary (vato, vary)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vato mamasipasika fanasana angady [Rakotosaona 1972]
 Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay grès [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vatoasana ~ vatodidy

2013/07/31