Teny iditra vatokaranana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato mafy sy mangarangarana [Rajemisa 1985]
 singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [SLP 1986]
Famaritana frantsay quartz [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra koartsa ~ vatoharanana
Ohatra ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [Callet: Tantara, takila 76]

2013/07/30