Teny iditra karanana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra karangana
Teny nalaina 

2009/04/27