|
|
|
|

Teny iditra1  vatokaranana
Singan-teny  2  vato, karanana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#1018] Karazam-bato mafy sy mangarangarana
5  [1.13] singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] quartz
Ohatra  7  ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Voambolana  8  Haibolantany
Tsipelina hafa  9  vatoharanana
Tovy hevitra  10  koartsa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13