|
|
|
|

Teny iditra1  vatomamy
Fototeny  2  vato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-java-pihinana aingitraingitra vita amin' ny siramamy, mitarehina vato kely boribory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  candy, sweet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  bonbon [1.8]

Fivaditsoratra  7  tavomamy, vatomamy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31