Teny iditra | 1 vatomamy |
Fototeny | 2 vato, mamy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-java-pihinana aingitraingitra vita amin' ny siramamy, mitarehina vato kely boribory |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] candy, sweet |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] bonbon |
Fivaditsoratra | 7 tavomamy, vatomamy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |