|
|
|
|

Teny iditra1  vatomanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-batosoa manga mahafinaritra ny lokony
Ohatra  4  [1.437#] Ny kavina dia kavim-boahangy, kavina vatomanga na maitso, dia somotraviavy, fa ny kavin-tsotra no ankabeazany.
Singan-teny  5  vato, manga

Fivaditsoratra  6  tavomanga, vatomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21