Teny iditra vato mitsangana (vato, tsangana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra vatolahy

Teny iditra Vatomitsangana (vato, tsangana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vato, tsangana

2013/06/01