|
|
|
|

Teny iditra1  vato paonsy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  vato, paonsy
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] karazam-bato marokoroka maivana sady misokitsokitra avy amin'ny volokano
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] pierre ponce
Tovy hevitra  6  vatonakoho

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29